Masindray : Mitaraina manoloana ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpaka fasika ireo mpamboly
Mitaraina ireo mpamboly noho ny hafitsok’ireo mpaka fasika ao amin’ny fokontany Miadamanjaka, kaominina Masindray. Voakaokan’ireo mpaka fasika ny sisin’ny tanimboly
Read More