Talata Volonondry : Ho atomboka ao an-toerana ny fanamboarana ny lalana migodana
Ao amin’ny fokontany Ambolo, kaominina Talata Volonondry no hanombohana ny fanamboarana ny lalana migodana (autoroute), izay hanomboka afaka andro vitsy
Read More