Lalam-pirenena : Nidina nijery ny fipetrahan’ny orinasa hanao fanamboarana ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Asa vaventy
Tonga nijery ifotony ireo lalana tokony hamboarina sy ny fipetrahan’ireo orinasa hanatanteraka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-2, mampitohy an’Antananarivo
Read More