Maurice : Hisy ny fanampian’ny SFD amin’ny fanatrarana ny tanjony amin’ny fampandrosoana maharitra
Nihaona tao Port Louis ny tale jeneran’ny SFD (Saudi Fund for Development), Sultan Abdulrahman Al-Marshad sy ny praiminisitra, Pravind Jugnauth
Read More