Mayotte : Trano tsy manaraka ny fenitra 1 250 eo ho eo no horavana hatramin’ny faran’ny taona
Mitohy ny hetsika Wuambushu ao amin’ny nosy Mayotte. Notohizana ny alatsinainy teo tao tanàna « bidonville » Hamouro, ao amin’ny kaominina Bandrélé
Read More