Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ankadikely Ilafy
Tsy mikely soroka amin’ny asa fanadiovana ny Kaominina Ankadikely Ilafy, indrindra ny fanadiovana ireo tata-drano izay miteraka fanelingelenana ho an’ny
Read More
Tsy mikely soroka amin’ny asa fanadiovana ny Kaominina Ankadikely Ilafy, indrindra ny fanadiovana ireo tata-drano izay miteraka fanelingelenana ho an’ny
Read MoreTahaka ny kaominina hafa eto Avaradrano dia nametraka haingo manoloana ny lapan’ny tanàna ihany koa ny kaominina Ambohimanambola. Efa manana
Read MoreNy sangan’asan-dRaparivo Mpanao hosodoko anisany nalaza indrindra teto Madagasikara i Rolland Raparivo. Ny fanaovana hosodoko tanàna no tena nahafantarana azy.
Read MoreNy doany Sabotsy Namehana Eo amin’ny fasan’ny vady aman-janak’Andranampoinimerina sy ny zanany no misy ny doany ao sabotsy namehana. Ny
Read MoreVatolahin’Isahafa Vao miditra ny tanàna dia tazana ity vato ity. Midika zava-manam-boninahitra eo amin’ny kolontsain’ny Malagasy ny Vatolahy. Natao ho
Read MoreNy fasan’i Jean-Joseph Rabearivelo Mpanoratra Malagasy i Jean-Joseph Rabearivelo. Teraka ny taona 1903 izy ary maty ny taona 1937. Anisan’ny
Read MoreVatolahin’Isahafa Vao miditra ny tanàna dia tazana ity vato ity. Midika zava-manam-boninahitra eo amin’ny kolotsain’ny Malagasy ny Vatolahy. Natao ho
Read MoreTranon’ny governora Rabeony Ao Anosy avaratra no misy ity trano ity. Efa tany 100 taona mahery izy no nisy. Misy
Read MoreFasana fitomiandalana Tsy tafiditra ao amin’ny vohitra masin’IImerina ny Fasana fitomiandalana.Ny taranak’i Andriamasinavalona no milevina ao aminy. Ny kambana Raombana
Read MoreMont de Joba Mont de Joba no iantsona io toerana io satria io anarany io nentina miaramila Andrianampoinimerina iray. Izy
Read More