Vita soa aman-tsara ny trano voalohany natsangan’i Shyn sy Denise ho an’ireo traboina tao Toamasina. Izy ireo mihitsy no nandray an-tanana tanteraka ny fanamboarana, ary efa natolotra ho an’ny fianakaviana ao Mangarano izany.
Vita soa aman-tsara ny trano voalohany natsangan’i Shyn sy Denise ho an’ireo traboina tao Toamasina. Izy ireo mihitsy no nandray
Read More