Hiakatra ny mari-pana
18 Aogositra, 07:45. Hahitana fiakarana ny mari-pana eto amin’ny nosy manomboka ny Alakamisy izao raha ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Hafana dia hafana tokoa izany satria efa hiditra amin’ny lohataona rahateo isika.
