Dépêches

Nisy nandoro ny biraon’ny comptable Kaominina ambanivohitra Ambohimena

23 Jolay, 09h20. Nisy nandoro ny alin’ny alarobia 21 jolay 2021 tamin’ny 07 ora hariva ny biraon’ny comptable Kaominina ambanivohitra Ambohimena ao Ambanja. Ny fokon’olona no niara-nisalahy tamin’ny famonoana ny afo. Mbola tsy fantatra ny fiaviany ary lalimoara, solosaina entin-tànana ary anton-taratasy maromaro no fantatra fa may tamin’izany.

Laisser un commentaire