Vehivavy nivarotra zava-mahadomelina tao Antohomadinika
14 Jolay, 08h15. Vehivavy roa nivarotra zava-mahadomelina any an’elakelan-trano no tratran’ny polisy. Amin’iny Antoamadinika iny no tena fivarotan’ireto vehivavy 22 sy 33 taona ireto.