Zazavavy kely 8 taona naolan’ny raikeliny tao Fianaratsoa
14 Jolay, 09h40. Tsy tana intsony ny ain’i Andoniaina Stephanie izay niharan’ny fanolanana nataon’ny raikeliny omaly takariva. Nararaotin’ity lehilahy izy rehefa nivoaka nividy sakafo ny reniny. Nandratra ny manodidina ny nahafantarana fa voaholana i stephanie satria nivoaka ra ny fivaviany. Efa voasambotry ny polisy ao ampasambazaha kosa ity lehilahy navanin-doza ity.
