Dépêches

Nampandoalihina ny mpamboly ny lavanila

28 Jona, 09h00. Nanenjana ireo mpamboly tsy hamarotra ny lavanila ambanin’ny vidy napetraka ny fanjakana. Ankehitriny, lany vola ireo mpamboly, simba ihany koa ny entana, ka dia nandohalika nanaiky ny hivarotra hatramin’ny 15 000ar ny kilao amin’izao ny tantsaha sasany. Nisy ireo nanapaka ny la vanille ary dia namotika ny fambolena. Raha nahatratra 200 000ar ny vidin’ny kilaon’ny lavanila maitso teo aloha, ary 1 500 000ar ka hatramin’ny 2 000 000ar ny masaka efa voakarakara.

Laisser un commentaire