ActualitésTatitra

France : Mikarakara fihaonana an-tampony hanarenana ny toe-karena ao Afrique

Fifanarahana vaovao, miandry famatsiam-bola vaovao. Izany no hatolotra ny firenena Afrikanina amin’ny fihaonana an-tampony ny 18 mey. 21 ny mpitondra fanjankana avy any Afrique sy tomponan’andraikitra ambony ao Europe mandray anjara amin’izany. Antenaina handroso noho ireo firenena efa mandroso ny firenena ao Afrique ao anatin’ny telo taona ho avy eo. Tsy azo atao ny mamerina ny natao omaly, hoy ny filoha Emmanuel Macron tamin’ny faran’ny volana aprily. Niantso ny fifanarahana vaovao amin’ny famantsiam-bola an’i Afrique.

Laisser un commentaire