Ed1
20 Aprily, 10h00. Hampidirina amin’ny handrana ara-tsiantifika ny fanafody Ed1,izay voalaza fa mahasitrana ankoatran’ny Cvo.Tsy manakana ny Ed1 ny fitondram-panjakana, saingy tokony hanaraka ny fenitra ara-panafody kosa izany,hoy ny filoha Andry Rajoelina
