Nodorana ireo entana simba sy lany daty nogiazana tao amin’ny trano fitehirizana entana iray ao Andabizy, Toliara, ny voalohan’ny volana May 2025.
Tamin’ny hetsika fanadiovana tsena notarihin’ny DRCC, nodorana tamim-pomba ofisialy ireo entana mba hiarovana ny mpanjifa. Isan’izany: bisky, sokolà, fromazy, paty, mayonnaise, ranom-boankazo, vatomamy ary serviette hygiénique.
