ARTEMIS 2
Fiodonana manodidina ny volana no hoataon’ny sidina Artemis 2 izay nanainga afakomaly fa tsy hipetraka eny amin’ny volana.
Ny 10 Avril izao no heverina ho tafaverina eto amin’ny planeta tany ireo mpanamory nanao ity hiraka ity.