ActualitésDépêchesPolitique

FANOMEZANA ARA-TAFIKA

Nisy ny fanomezana ara-tafika avy amin’i Rosia ho an’i Madagasikara, izay ahitana fiara mifono vy, fitaovam-piadiana toy ny basy sy bala, ary kojakoja fanamiana. Ankoatra izany, kasaina hisy ihany koa ny fanofanana sy fifanakalozana traikefa eo amin’ny miaramila rosiana sy ny tafika malagasy atsy ho atsy.

Laisser un commentaire