Hopitaly manokana hitsaboana cancer eto Madagascar
Hananganana hopitaly manokana hitsaboana homamiadana na cancer eto Madagasikara hahafahan’ireo marary mitsabo tena eto an-toerana ihany ary tsy mila mivoaka any ivaleny.
Isan’ny olana lehibe sedrain’ny marary eto Madagasikara ny tsy maintsy fivoahana any ivelany mitsabo tena kanefa mahatratra 7000Euros any ho any ny saram-pitsaboana any ivelany any.

