Vita soa aman-tsara ny trano voalohany natsangan’i Shyn sy Denise ho an’ireo traboina tao Toamasina. Izy ireo mihitsy no nandray an-tanana tanteraka ny fanamboarana, ary efa natolotra ho an’ny fianakaviana ao Mangarano izany.

Etsy ankilany, ireo fianakaviana naseho tamin’ny “direct” tao amin’ny Facebook, izay rava tanteraka ny tranony noho ny rano, dia efa nahita trano hofaina vonjimaika, ary hanomboka tsy ho ela ny fanarenana ny fonenany.
Ankoatra izany, nisy ihany koa ny fanomezana lamba sy kiraro ho an’ireo traboina, fanampiana izay avy any Manakara.