DépêchesTsidika

ARFM : NANATITRA TARATASY TENY AMIN’NY AMBASSADE DE FRANCE

Mialohan’ny hahataperan’ny 48 ora nomen’ireo Antenimiera ny Raiamandreny sy ny Foko Malagasy, dia mbola nanaritra taratasy teny amin’ny ambassade de France ihany koa izy ireo mba hialan’ireto farany Eto madagasikara, antony, dia hahafahana mandamina ny firenena.

Laisser un commentaire