FANAFIHANA ASAN-JIOLAHY AMIN’NY LALAM-PIRENENA
Fiara mpitatitra avy any Antananarivo ho any Mahajanga no nisy nanafika teo Andranofasika tamin’ny 4 Ora maraina teo. Lasa daholo ny hakamaroan’ny entana sy ny finday.
Tsy nisy aina nafoy fa ny lohan’ny mpamily sy ny mpandeha sasany no nisy naratra.
