Solombavambahoaka Siteny Randrianasoloniaiko
07 Aprily, 10h00. Nilaza ny solombavambahoaka Siteny Randrianasoloniaiko fa vita vaksiny miady amin’ny coronavirus. Tsy noterena hoy izy fa an-tsitrapo no nanaovany izany, tsy eto an-toerana izy fa any nivelany araka ny nambarany.
