Hiatrika ny fifidianana ny filohan’ny Union Africaine de Judo i Randrianasoloniaiko Siteny
Solombavambohoaka voafidy tany amin’iny faritry Toliara iny no nahafantarana an’andriamatoa Randrianasoloniaiko Siteny fa ihany koa filohan’ny federasiona Malagasy ny Judo.
Read More