DépêchesTsidika

Morondava: Nitrangana hay trano

26 oktobra; nitrangana hay trano tao Morondava ny alina teo. Rangahy iray 87 taona no maty, olona roa naratra, ary rava ny biraon’ny Médecin inspecteur sy ny fonenan’ny talem-paritry ny Fahasalamana vokatry ny loza. Mbola tsy voafaritra mazava ny antony nahatonga ny firehetana hatramin’izao. nambaran’ny vadintanin’ny DRS fa “compteur” tao ambany no nisy olana; mety ho nahatonga ny afo.

Laisser un commentaire