ConseilTsidika

Institut ISS : Manao valan-dresaka mikasika ny fitantanana tetik’asa

Manao valan-dresaka mandritra ny iray volana ny Institut ISS. Maro ireo loha-hevitra hifampizarana mandritra izany valan-dresaka izany. « Fanavaozana fitantanana tetik’asa : fironana sy fifaninana » no loha-hevitra hifampizarana ny alakamisy 26 oktobra 2023 amin’ny 09 ora maraina ka hatramin’ny 11 ora atoandro. Ny toerana dia ao amin’ny Institut ISS Tsiadana.

« Modern project management : trends and challenges ». Io loha-hevitra io no hanaovan’ny Institut ISS Tsiadana valan-dresaka ny alakamisy faha 26 ny volana oktobra. Manasa anao hanatrika izany » hoy i Harinoro, tompon’andraikitra.

Ny fisoratana anarana dia azo alaina amin’ny alalan’ny fanasana ao amin’ny commevent@institut-iss.com na hiantso ny laharana 0 34 61 597 24 / 0 34 87 244 55.

Laisser un commentaire