DépêchesTsidika

Ho tohizana eny Andranomena ny hetsik’ireo kandida 11.

23 oktobra, tao aorinan’ny hetsika natao ny farany herin’andro. Mitohy eny Andranomena ny tolona ampilaminana ataon’ireo kandida 11. Androany 23 oktobra amin’ny 11 ora maraina ny fotoana hanantanterahana izany. Mbola mitoetra hatrany ny fampitovizana ny loko fotsy sy ny fitondrana ny sainam-pirenena ho mariky ny fiaraha-mientana.

Laisser un commentaire