VIH SIDA
10 oktobra; Olona miisa 13 835 no fantatra fa voan’ny VIH SIDA tao anatin’ny enim-bolana eto Madagasikara. Anisan’ny ahitana tranga betsaka indrindra amin’ny fihanaky ny tsimokaretina VIH ny eto Antananarivo izay mananika ny 2.104 isa amin’ny 13.835.Tafiditra anatin’ny faritra mena amin’ny fihanaky ny tsimokaretina VIH ihany koa ny faritry Toamasina I, Mahajanga I, Ambilombe ary Antsiranana.
