Dépêches

Toamasina: Nanomboka omaly ny tsenabe ara-toekarena Toam’ketritra andiany faha efatra

29 Septambra, Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy ary aharitra telo andro ny tsena ara-toekarena ao amin’ny faraitra Atsinanana na ny “Foire économique et commercial Toam’ketritra” andiany faha efatra. « Tohanako ny fahaiza-manao eto an-toerana satria adidiko ny mampandroso ny faritra misy ahy » izay no loha-hevitra nomena ity satria fampiroboroboana ny fahaiza-manao ny tanora ary fampafantarana ireo orinasa vao misondrotra sy ireo vokatra vita eto an-toerana no tanjona mandritra izany.

Laisser un commentaire