Laolaon’ny nosy: Mitarika i Madagasikara
Mitarika hatrany i Madagasikara amin’ny filaharana vonjimaika eo amin’ny fahazoana medaly. Nahazo medaly volamena miisa 42 , medaly volafotsy miisa 14, ary medaly alimo 14 ny malagasy tao anatin’ny andro 2 nanombohan’ny Lalaon’ny Nosy.
