Dépêche du 12h00 19 Juillet- Lalaon’ny Nosy 2023: Miisa 32 ireo karatéka Malagasy handray anjara
Nivoaka ihany koa ny antontan’isan’ireo karatéka Malagasy izay handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy ny volana Aogositra ho avy izao. Araka ny fantatra dia mitotaly 32 isa izy ireo
