Dépêches

Dépêche du 14h00 27 Juin- Basketball: Mahaliana ny FIBA  ny ekipam-pirenena  Ankoay Madagasikara

 » Liana amin’ny fomba fitantanako ny ekipako ny FIBA ary nanadihady ny toe-tsaina sy ny vitrika entiko mitondra ireo namako amin’ny maha kapiteny ahy » hoy i Lovasoa, kapitenin’ny Ankoay. Marihina fa anio  amin’ny 4 ora tolakandro indray no hiakatra kianja ny Ankoay ary i  Slovenie no hifandona aminy.

Laisser un commentaire