Dépêches

Dépêche 12h00 21 Juin:Taranja Rallye: vita soa aman-tsara  ny andiany faha 44 ny “Grand Rallye de Madagasacar”

Norombahibn’ilay kalaza lay iray antsoina hoe Faniry Rasoamaromaka sy I Mahents  mpiara miasa  ny  amboaran’ ny  faha 44 ny Grand Rallye de Madagasacar. Tao anatin’izany no nanolorana azy ireo ilay loka goavana , tany mirefy 300 metatra tora-droa.

Laisser un commentaire