Dépêches

Fampianarana: Nodinihina niaraka tamin’ny sekoly miahy tena ny tetiandrom-pampianarana 2023-2023

Dépêche 15 juin, 13h, Nisy ny fivoriana niarahan’ny tompon’andraikitra rehetra amin’ny sekoly hahafahana mamoaka ny tetiandrom-pampianarana 2023-2024. Nifampidinihana niaraka tamin’ny sekoly miahy tena ihany koa izany tetiandro izany hisorohana ny fahatapahan’ny fampianarana matetika ary ihany koa hahafahana mamppifanaraka ny fampianarana amin’ny lalàna mifehy ny fanabeazana. Hivoaka mialohan’ny fotoam-pialantsasatra ny mpianatra.

Laisser un commentaire