Dépêches

Fanatanjahan-tena: Nosokafana tany Morondava ny “National basket N1B”

Dépêche 12 juin, 12h, Miisa 20 ireo ekipa avy amin’ny faritra folo handray anjara amin’ity lalao ara-panatanjahantena ity.  Haharitra hatramin’ny 18 jona izao ny lalao ka hotanterahina eo amin’ny CAPJ sy ny Caserne Gendarmerie Andabatoara. Teo amin’ny Kianja manoloana ny biraon’ny tanora  sy ny fanatanjahantena no nanatanterahana ny fanokafana ny lalao

Laisser un commentaire