Dépêches

Toetr’andro: Ahiana hitodi-doha indray i Freddy

Dépêche 01 mars, 14h, Ahiana hisy fiverenany indray ity rivo-doza Freddy ity. Anio alina na rahampitso no heverina fa hiverenany indray ao amin’ny Lakandranon’ny Mozambika saingy tsy hisy hatahorana kosa ny fitombon’ny heriny indray. Amin’izao fotoana izao dia tsy misy atahorana ny mahakasika an’ny Madagasikara na dia mitombo aza ny rotsak’orana izay tafiditra ao anatin’ny vanin’andron”ny fahavaratra amin’izao fotoana izao. Aza adinoina ny mihaino vaovao tsy tapaka hiomanana amin’ny loza mety hitrtanga rehetra. 

Laisser un commentaire