Dépêches

Ambatondrazaka: Olona miisa 9 voasambotra noho ny halatra herin’aratra

Dépêche 24 février, 13h, Olona miisa 9 no vosambotra tany Tsarahonenana Ambatondrazaka, herin’aratra avy amin’ny orinasa BETC Jiro Kanto izany. Ny tariobian-jiro sy fitaovan’ny orinasa no hangalarin’ireto olona ireto. Miteraka fahatapahan-jiro any an-toerana moa izany asa ratsy izany ka nanao fanangonan-tsonia ny Ben’ny tanàna sy ny fokonolona mba hampidirana am-ponja ireto nahavanon-doza izany.

Laisser un commentaire