Rivo-doza Freddy: Namela takaitra mafy ho an’ny Mananjary indray.
Dépêche 22 février, 11h, Efa tafiditra eto Madagasikara tanteraka ilay rivo-doza Freddy ary namela takaitra mafy tamin’ireo toerana izay nandalovany. Nitondra takaitra vokatr’izany I Mananjary ka zavatra maro no simba. Anisan’ny simba tamin’izany ny Kianja manara-penitra any an-toerana noho ny rivotra be. Maro ihany koa ireo tafo izay noentin’ny rivotra ka efa aman’arivony ireo traboina amin’izao fotoana Izao vokatr’izany. Noho izany dia ianagaviana ireo izay malala-tanana ny amin’ny fanampiana reehtra satria arak any fanambarana avy amin’izy ireo dia mafy noho ny fisehon’ny Batsiray ny taona 2022 ity rivo-doza ity.
