Dépêches

Tsenan’ny lavanila : Nisy ny latabatra boribory nifampidinihana niaraka tamin’ireo mpisehatra 

Dépêche 07 février, 14h, Nanatanteraka fivoriana an-databatra boribory niaraka tamin’ireo mpanondrana lavanila ny Ministera mpiahy nahafahana nifampihaino mahakasika ireo  olana sedrain’ireo mpisehatra sy nahafahana nanolotra vahaolana. Na dia efa nanomboka tamin’ny volana novambra aza ny fanondranana dia mbola manana tahiry betsaka ireo mpisehatra na ireo mpamboly izany na ireo mpanangom-bokatra ary tsy misy mandray izany vokatra izany. Ny firesahana amin’ireo mpanondrana iraisam-pirenena ihany koa no vahaolana amin’izany olana sedraina izany.

Laisser un commentaire