ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO
15HOO: Niainga anio ny fiara mitondra vary sy voamaina 30 taonina, avy amin’ ny Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes n any BNGRC izy ireto ho fanampiana ireo mponina tratrin’ny hanoanana any atsimo . Hihazo ny disitrikan’Ampanihy izy ireto.
