Foto-drafitr’asa fampandrosoana: Mandroso ny asa fanamboarana ny tetezana ao Manakarabe.
Dépêche 20 octobre, 16h, Efa nampikaikaika ny mponina nandritra ny fotoana maro ity tetezna ity izay natao hifanerseran’ireo mponina sy ireo mpisehatra ara-torkarena ary indrindra miantoka ny famoahana ny vokatra. Eo andalam-pamitana izany ny fitondram-panjakana ankehitriny izay tafiditra tao anatin’ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena ho an’ny vahoakan’ny Manakara sy ireo mpampiasa lalana any an-toerana. Tokony hiteraka fampandrosoana ny tanàna ny fahavitan’izany ary hiteraka fiovana eo amin’ny mponina.
