ActualitésTatitra

Etats-Unis : Iza moa i Ben Bernanke ?

Isan’ireo nahazo ny « Nobel d’économie » taona 2022 i niaraka tamin’i Douglas Diamond sy Philip H. Dybvig i Ben Bernanke. Teraka ny 13 desambra 1953 tao Augusta, Géorgie izy ary mpahay toekarena avy amin’ny « nouvelle économie keynésienne » izay sekoly fandalinana « keynésianisme » sy ny sekoly « néoclassique ».

Filohan’ny « Réserve fédérale » ny Etats-Unis ihany koa Ben Bernanke. Efa nitantana izany nandritra ny fe-potoam-pintondrana roa izay nifarana ny 31 janoary 2014 izy ary namela ny toerana ho an’i Janet Yellen. Efa nahazo ny « prix de la Banque de Suède en sciences économiques » ho fahatsiarovana an’i Alfred Nobel io mpahay toekarena io talohan’ny nahazoany ny « Nobel d’économie ».

Laisser un commentaire