Dépêches

Filaminana andrenivohitra: Nisehoana lozam-piarakodia teo Ambohidahy.

Dépêche 12 octobre, 16h, Fiara 4*4 iray marika terracan no nandona fiara maromaro miantsona amin’nyb sisin-dalana Ambohidahy hivoaka ny tonelina Analakely iny ny alin’ny talata teo, tamin’ny 10 ora. Tsy fantatra ny antony far aha ny fijery azy dia mamo ilay mpamily satria fiara maromaro mihitsy no nofahony ary nisy mihitsy no potika tanteraka vokatr’izany. Nitsoaka ity fiara nahavanon-doza ity raha araka ny fampitam-baovao voaray.

Laisser un commentaire