Dépêches

Toe-karena : Miverina ny fanondranana vato sarobidy

dépêche 21 septembre, 11h, Nambaran’ny avy ao amin’ny ministeran’ny harena ankibon’ny tany fa efa niverina ny fanondranana vato asrobidy izay naato tao anatin’ny fotoana naharitraritra. Nandray fepetra lehibe ary nanova fiasa ny tompon’andraikitra tamin’izany mba hialana amin’ny mety ho fanaovana taratasy hosoka. Voalaza tamin’ny filan-kevitry ny minisitra ny tompon’andraikitra vaovao misahana izany fanondranana vato asrobidy izany.

Laisser un commentaire