Dépêches

Fandriam-pahalemana : Hetsika ho amin’ny filaminana ao Ambohimahasoa

Dépêches 14 septembre, 12h, Basy miisa 76 miaraka amin’ny bala no azon’ny Zandarimaria avy ao Andringitra nandritra ny hetsika fampandriana fahalemana nataon’izy ireo tao amin’ny Distrikan’Ambohimahasoa sy Isandra. Nisy tamin’izy ireo no azo tamin’ny fifandonana tamin’ny dahalo ary ny sasany kosa dia avy tamin’ny fiaraha-miasa amin’ny olona tsara sitrapo.

Laisser un commentaire