Fifamoivoizana : Miverina indray ny toham-boivoy
Dépêche 08 septembre, 16h, Tapitra ny fialan-tsasatra ary niverina amin’ny fiainana andavan’andro daholo indray ny mponina. Ny mpianatra miverina mianatra, ny mpiasa miverina miasa rehefa avy naka aina. Ao anatin’izany anefa dia miverina mitohana indray ny fifamoivoizana ka ilaina foana ny mandeha aloha mba tsy ho tara raha misy fotoana ho vonjena.
