Anosy : Fiara kely iray no niharan’ny lozam-pifamoivoizana
Fiara kely iray no niharan’ny lozam-pifamoivoizana teo Anosy ny alahady alina teo. Tsy hay mazava ny tena nahatonga ny loza. Tsy nisy ny aina nafoy ary efa nahazo fitsaboana kosa ireo naratra.
