Tatitra

Colombie: Mahavelona ny voly kafe.

Fomba nentim-paharazana mihitsy ny fambolena kafe any Colombie, izay asa tena mahavelona olona maro tokoa. Mahatratra hatramin’ny 800 ha ny velaran-tany lehibe indrindra anaovana izany voly kafe izany. I Colombie izay firenena fahatelo mpamokatra kafe maneran-tany. Mbola ny fomba nentim-paharazana no ampiasaina amin’izany, izay ny Tanana no tena miasa. Izany anefa dia mila olona betsaka fa noho ity aretina ity dia lasa olana ny tsy fahampian’ny olona hoity izany.

Laisser un commentaire