PolitiqueTatitra

Japon : Nagasaki, tanana nodarohan’i Etats-Unis baomba faharoa

Tanana iray ao Japon i Nagasaki. Renivohitry ny prefektiora homonyme ao amin’ny nosy Kyushu izy. Raha ny antontanisan’ny taona 2020 teo dia 406 005 ny isan’ny mponina tao aminy.

Vahiny no tena nanorina ny tantaran’i Nagasaki. Tany amin’ny taonjato faha-16 dia ireo mponin’i Portugal tao aminy no namolavola azy ho tanàn-tseranan-tsambo nanan-karena. Nandritra ny vanim-potoan’ny Tokugawa dia mamaivay ny fanenjehena ny fivavahana kristiana tao an-toerana. Taorian’ny fanokafana nyfanokafana ny tanana taorian’ny vanim-potoana Meiji vao lefy izany.

Ny 9 aogositra 1945 dia i lasibatry ny fidarohana baomba atomika faharoan’i Etats-Unis teo amin’ny tantara nandritra ny ady lehibe faharoa i Nagasaki. Raha tsiahivina dia i Hiroshima no voalohany tamin’izany izay lasibatra telo andro talohan’i Nagasaki.

Laisser un commentaire