FIBA U18 African Championship: efa fantatra ny vondrona misy an’I Madagasikara
04 aogositra, 15h30, Fantatra taorian’ny fiasarihana nataon’ny federasiona Iraisam-pirenena Basketball omaly 03 aogositra. Firenena sivy no handray anjara ao anatin’ity fifaninana iraisam-pirenena ity ary fantatra fa ao anatin’ny vondrona A no hisy an’I Madagasikara miaraka amindry Senegaly, Alzeria, ary I Benin; ao natin’ny vondrona B kosa no hisy an’I Mali, Ejipta, Angola ary I Roanda. Ny “Ankoay” no ekipam-pirenena hitondra ny anaran’I Madagasikara mandritra izany
