ActualitésTatitra

Etats-Unis : « The Stepford Wives », vehivavy manaraka tsara izay lazain’ny vadiny

Horonantsary notontosain’i Frank Oz nivoaka tamin’ny taona 2004 ny « The Stepford Wives ». Efa fanavaozana ny « The Stepford Wives » nivoaka tamin’ny taona 1975 izy io, izay nalaina tamin’ny tantara nosoratan’i Ira Levins nivoaka ny taona 1972.

Tantarana mpivady nanapa-kevitra niala tao New-York, nifindra tao amin’ny tanan’i Stepford niaraka tamin’ny zanany izy io. Nandritra izany no nahitan’izy ireo fa be manaiky loatra ny vehivavy ao an-toerana.

Laisser un commentaire